FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 99:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 99 Lasa Mpanjaka i Jehovah.+ Aoka hangovitra ireo firenena.

      Mipetraka eo amin’ny seza fiandrianana eo ambonin’ny* kerobima+ izy. Aoka hihovotrovotra ny tany.

  • Zakaria 14:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary ho Mpanjakan’ny tany manontolo i Jehovah.+ Ho iray ihany i Jehovah+ ary ho iray ihany ny anarany,+ amin’izany andro izany.

  • Apokalypsy 19:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary naheno feo aho, dia feo hoatran’ny feon’ny vahoaka be sy feon’ny rano be ary feon’ny kotroka mafy, niteny hoe: “Derao i Jah,*+ satria efa nanomboka nanjaka+ i Jehovah* Andriamanitsika, ilay Mahery Indrindra!+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara