-
Romanina 13:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Ataovy izany nolazaiko taminareo izany, satria fantatrareo izao fotoana misy antsika izao. Efa izao mantsy ny ora tokony hifohazanareo amin’ny torimaso.+ Efa akaiky noho ny tamin’isika lasa mpino ny famonjena antsika amin’izao.
-
-
1 Petera 1:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 dia ianareo izay arovan’ny herin’Andriamanitra noho ianareo manam-pinoana. Arovany toy izany ianareo mba hahazo famonjena, izay efa vonona haharihary amin’ny fotoana farany.
-