-
Apokalypsy 1:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Ary izao ilay zava-miafina masina momba ny kintana fito efa hitanao teo an-tanako ankavanana sy ny fitoeran-jiro volamena fito: Ny kintana fito dia ny anjelin’ny fiangonana fito, ary ny fitoeran-jiro fito dia ny fiangonana fito.+
-