2 Fa ny tokotany eo ivelan’ny toerana masin’ny tempoly kosa avelao eo fa aza refesina, satria nomena ny hafa firenena izany. Dia hohitsakitsahin’ny hafa firenena mandritra ny 42 volana+ ny tanàna masina.+ 3 Ary hasaiko maminany 1 260 andro ny vavolombeloko roa, sady mitafy gony.”