Apokalypsy 12:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Noho izany, dia mifalia ry lanitra sy ianareo izay mipetraka any! Loza ho an’ny tany sy ny ranomasina,+ fa nidina any aminareo ny Devoly sady tezitra mafy, satria fantany fa fohy ny fotoana ananany.”+
12 Noho izany, dia mifalia ry lanitra sy ianareo izay mipetraka any! Loza ho an’ny tany sy ny ranomasina,+ fa nidina any aminareo ny Devoly sady tezitra mafy, satria fantany fa fohy ny fotoana ananany.”+