FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 7:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ny olona masin’ilay Andriamanitra Fara Tampony+ anefa no hahazo ny fanjakana.+ Ary homena azy ireo mandrakizay ny fanjakana,+ eny, mandrakizay mandrakizay.’

  • 1 Korintianina 6:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Sa tsy fantatrareo fa hitsara an’izao tontolo izao ny olona masina?+ Koa raha izao tontolo izao aza hotsarainareo, tsy ho hainareo koa ve ny hitsara raharaha tena madinika?

  • Apokalypsy 20:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Sambatra sy masina izay manana anjara amin’ny fitsanganana voalohany.+ Tsy hanam-pahefana+ amin’izy ireo ny fahafatesana faharoa.+ Ho mpisoron’Andriamanitra+ sy Kristy kosa izy ireo, ka hiara-manjaka aminy 1 000 taona.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara