Asan’ny Apostoly 26:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 dia ny hoe tsy maintsy nijaly+ i Kristy, ary ho voalohany amin’izay hatsangana amin’ny maty+ izy, ka hitory momba ny hazavana amin’ny vahoakan’Israely sy amin’ny hafa firenena.”+ Kolosianina 1:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Izy no loha amin’ilay vatana, izany hoe ny fiangonana.+ Izy no fiandohana sady lahimatoa amin’ny maty.+ Izy àry no voalohany amin’ny zava-drehetra. Apokalypsy 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
23 dia ny hoe tsy maintsy nijaly+ i Kristy, ary ho voalohany amin’izay hatsangana amin’ny maty+ izy, ka hitory momba ny hazavana amin’ny vahoakan’Israely sy amin’ny hafa firenena.”+
18 Izy no loha amin’ilay vatana, izany hoe ny fiangonana.+ Izy no fiandohana sady lahimatoa amin’ny maty.+ Izy àry no voalohany amin’ny zava-drehetra.