Apokalypsy 14:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary hiakatra mandrakizay mandrakizay+ ny setroky ny afo ampijaliana an’ireo. Tsy hitsahatra mihitsy na andro na alina ny fijalian’ireo mivavaka amin’ny bibidia sy ny sariny ary izay mandray an’ilay mariky ny anarany.+
11 Ary hiakatra mandrakizay mandrakizay+ ny setroky ny afo ampijaliana an’ireo. Tsy hitsahatra mihitsy na andro na alina ny fijalian’ireo mivavaka amin’ny bibidia sy ny sariny ary izay mandray an’ilay mariky ny anarany.+