Daniela 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nanao sarivongana volamena i Nebokadnezara Mpanjaka, ka 60 hakiho* ny haavony, ary 6 hakiho* ny sakany. Ary natsangany teo amin’ny lemak’i Dora tao amin’ny faritanin’i Babylona ilay izy.
3 Nanao sarivongana volamena i Nebokadnezara Mpanjaka, ka 60 hakiho* ny haavony, ary 6 hakiho* ny sakany. Ary natsangany teo amin’ny lemak’i Dora tao amin’ny faritanin’i Babylona ilay izy.