Apokalypsy 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Ary soraty ho an’ny anjelin’ny fiangonana atsy Smyrna hoe: Izao no lazain’ilay ‘Voalohany sy Farany’,+ izay efa maty nefa velona indray:+
8 “Ary soraty ho an’ny anjelin’ny fiangonana atsy Smyrna hoe: Izao no lazain’ilay ‘Voalohany sy Farany’,+ izay efa maty nefa velona indray:+