2 Korintianina 11:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa saro-piaro aminareo aho, hoatran’Andriamanitra saro-piaro* aminareo. Izaho mihitsy mantsy no nanolotra anareo ho fofombadin’ny lehilahy iray. Te hanolotra anareo ho virjiny madio ho an’i Kristy+ aho. Jakoba 1:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jakoba 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
2 Fa saro-piaro aminareo aho, hoatran’Andriamanitra saro-piaro* aminareo. Izaho mihitsy mantsy no nanolotra anareo ho fofombadin’ny lehilahy iray. Te hanolotra anareo ho virjiny madio ho an’i Kristy+ aho.