-
Apokalypsy 8:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Nitsoka ny trompetrany ny anjely fahatelo. Dia nisy kintana lehibe nirehitra hoatran’ny jiro nilatsaka avy any an-danitra. Ary latsaka tamin’ny ampahatelon’ny renirano sy tamin’ny loharano+ ilay izy.
-