-
Eksodosy 10:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Atsory manondro ny lanitra ny tananao mba hisy haizina manerana an’i Ejipta, dia haizina mikitroka tsy ifankahitana.”
-
-
Isaia 8:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Hiondrika hijery ny tany indray izy, dia tsy hahita afa-tsy fahoriana, haizina, haizim-pito, fotoan-tsarotra, ary andro manjombona tsy misy mangirana.
-