12 Dia nitodika hijery an’ilay niteny tamiko aho, ka rehefa nitodika aho, dia nahita fitoeran-jiro volamena fito.+ 13 Teo afovoan’ireo fitoeran-jiro ireo dia nisy toy ny zanak’olona+ nanao akanjo lava hatreny amin’ny tongony, sady nanao fehikibo volamena nanodidina ny tratrany.