Apokalypsy 16:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary naheno feo mafy avy tao amin’ny toerana masina+ aho, niteny tamin’ireo anjely fito hoe: “Mandehana araraho eny ambonin’ny tany ny ao anatin’ny vilia fito feno ny fahatezeran’Andriamanitra.”+
16 Ary naheno feo mafy avy tao amin’ny toerana masina+ aho, niteny tamin’ireo anjely fito hoe: “Mandehana araraho eny ambonin’ny tany ny ao anatin’ny vilia fito feno ny fahatezeran’Andriamanitra.”+