Apokalypsy 16:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia nizara telo ilay tanàna lehibe,+ ary rava ny tanànan’ny firenena rehetra. Ary notsarovan’Andriamanitra i Babylona Lehibe,+ mba homeny an’ilay kaopy misy ny divainy, izany hoe ny fahatezerany mafy.+
19 Dia nizara telo ilay tanàna lehibe,+ ary rava ny tanànan’ny firenena rehetra. Ary notsarovan’Andriamanitra i Babylona Lehibe,+ mba homeny an’ilay kaopy misy ny divainy, izany hoe ny fahatezerany mafy.+