Jeremia 51:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Ny lanitra sy ny tany ary izay rehetra ao amin’ireo,Dia hihoby noho izay hanjo an’i Babylona.+Fa ho tonga ao aminy avy any avaratra+ ireo mpandrava”, hoy i Jehovah.
48 Ny lanitra sy ny tany ary izay rehetra ao amin’ireo,Dia hihoby noho izay hanjo an’i Babylona.+Fa ho tonga ao aminy avy any avaratra+ ireo mpandrava”, hoy i Jehovah.