-
Apokalypsy 2:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Koa mibebaha, fa raha tsy izany, dia ho avy any aminao haingana aho ka hiady amin’izy ireo, ary hamely azy amin’ilay sabatra lava be avy amin’ny vavako.+
-