1 Jaona 5:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mandresy an’izao tontolo izao mantsy izay rehetra* naterak’Andriamanitra. Ary ny ahafahantsika mandresy an’izao tontolo izao+ dia ny finoantsika.+
4 Mandresy an’izao tontolo izao mantsy izay rehetra* naterak’Andriamanitra. Ary ny ahafahantsika mandresy an’izao tontolo izao+ dia ny finoantsika.+