Apokalypsy 12:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nisy famantarana hafa koa hita tany an-danitra. Io fa nisy dragona+ lehibe mena hoatran’ny afo. Nanana loha fito sy tandroka folo izy, ary nisy diadema* fito teo amin’ireo lohany ireo.
3 Nisy famantarana hafa koa hita tany an-danitra. Io fa nisy dragona+ lehibe mena hoatran’ny afo. Nanana loha fito sy tandroka folo izy, ary nisy diadema* fito teo amin’ireo lohany ireo.