Apokalypsy 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary nahita famantarana hafa lehibe sady mahagaga tany an-danitra aho: Anjely fito+ nanana loza fito. Ireo no loza farany, satria hampiharina hatramin’ny farany amin’ny alalan’ireo loza ireo ny fahatezeran’Andriamanitra.+
15 Ary nahita famantarana hafa lehibe sady mahagaga tany an-danitra aho: Anjely fito+ nanana loza fito. Ireo no loza farany, satria hampiharina hatramin’ny farany amin’ny alalan’ireo loza ireo ny fahatezeran’Andriamanitra.+