Apokalypsy 4:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nisy tselatra+ sy feo ary kotroka+ nivoaka avy teo amin’ilay seza fiandrianana, ary nisy jiro fito nirehitra teo anoloan’ilay seza fiandrianana. Ireo jiro ireo dia ny fanahy fiton’Andriamanitra.+
5 Nisy tselatra+ sy feo ary kotroka+ nivoaka avy teo amin’ilay seza fiandrianana, ary nisy jiro fito nirehitra teo anoloan’ilay seza fiandrianana. Ireo jiro ireo dia ny fanahy fiton’Andriamanitra.+