-
Apokalypsy 19:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Navela hanao akanjo rongony mamirapiratra sy madio ary tena tsara ilay vehivavy, satria ilay lamba rongony tena tsara dia ny zavatra ara-drariny nataon’ny olona masina.”+
-