FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Korintianina 10
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

2 Korintianina: Topy Maso

      • Niaro ny fanompoany i Paoly (1-18)

        • Tsy araka ny nofo ny fitaovam-piadianay (4, 5)

2 Korintianina 10:1

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Mt 11:29, 30
  • +1Ko 2:3
  • +2Ko 10:10

2 Korintianina 10:3

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Abt: “araka ny nofo.”

2 Korintianina 10:4

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Abt: “Tsy araka ny fisainan’olombelona.”

  • *

    Na: “efa lalim-paka.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Mt 26:52; 1Ti 1:18, 19
  • +2Ko 6:4, 7

2 Korintianina 10:5

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Ko 1:19, 20; 3:19, 20; 2Ti 2:24, 25

2 Korintianina 10:6

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Ti 1:20

2 Korintianina 10:8

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “hanorina.”

  • *

    Na: “tsy handrava.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +He 13:17

2 Korintianina 10:11

Fanondroana Andininy Hafa

  • +2Ko 13:2

2 Korintianina 10:12

Fanondroana Andininy Hafa

  • +2Ko 5:12
  • +Oh 26:12; Ga 6:3

2 Korintianina 10:13

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “nozarain’Andriamanitra taminay rehefa avy norefesiny.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 9:15; Ga 2:8

2 Korintianina 10:14

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Ko 3:10; 4:15

2 Korintianina 10:17

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Jereo F.F. A5.

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Je 9:24; 1Ko 1:31

2 Korintianina 10:18

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Jereo F.F. A5.

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Lk 18:10-14
  • +1Ko 4:5; 2Ti 2:15

Ankapobeny

2 Kor. 10:1Mt 11:29, 30
2 Kor. 10:11Ko 2:3
2 Kor. 10:12Ko 10:10
2 Kor. 10:4Mt 26:52; 1Ti 1:18, 19
2 Kor. 10:42Ko 6:4, 7
2 Kor. 10:51Ko 1:19, 20; 3:19, 20; 2Ti 2:24, 25
2 Kor. 10:61Ti 1:20
2 Kor. 10:8He 13:17
2 Kor. 10:112Ko 13:2
2 Kor. 10:122Ko 5:12
2 Kor. 10:12Oh 26:12; Ga 6:3
2 Kor. 10:13As 9:15; Ga 2:8
2 Kor. 10:141Ko 3:10; 4:15
2 Kor. 10:17Je 9:24; 1Ko 1:31
2 Kor. 10:18Lk 18:10-14
2 Kor. 10:181Ko 4:5; 2Ti 2:15
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 1
  • 2
  • 3
  • 4
  • 5
  • 6
  • 7
  • 8
  • 9
  • 10
  • 11
  • 12
  • 13
  • 14
  • 15
  • 16
  • 17
  • 18
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
2 Korintianina 10:1-18

Korintianina Faharoa

10 Izaho, Paoly, dia miangavy anareo noho ny fahalemem-panahy sy ny hatsaram-panahin’i Kristy,+ na dia misy milaza aza hoe malemy aho rehefa mifanatrika aminareo,+ fa sahy miteny anareo kosa rehefa tsy eo.+ 2 Manantena aho fa rehefa tonga any aminareo, dia tsy voatery ho sahy handray fepetra henjana amin’ireo mieritreritra anay hoe manaraka fomba fisainan’olombelona fotsiny. 3 Fa na dia hoatran’ny olon-kafa rehetra ihany aza izahay, dia tsy mba miady toy ny fanaon’ny olona.* 4 Tsy araka ny nofo* mantsy ny fitaovam-piadianay,+ fa fitaovam-piadiana mahery kosa no nomen’Andriamanitra+ anay mba handravana zavatra efa mafy orina.* 5 Ravanay ny fomba fisainana sy ny zavatra avo rehetra misakana ny olona tsy hahalala an’Andriamanitra,+ ary baboinay hankatò an’i Kristy ny hevitra rehetra. 6 Vonona koa izahay hanasazy an’izay tsy mankatò,+ raha vao hita hoe mankatò tanteraka ianareo.

7 Mijery ivelany fotsiny ianareo. Raha misy matoky tena hoe an’i Kristy izy, dia aoka izy hisaintsaina an’izao indray: An’i Kristy koa izahay, hoatr’azy hoe an’i Kristy. 8 Fa na hirehareha be aza aho, noho ny fahefana nomen’ny Tompo anay hoe hampahery* anareo fa tsy hanakivy* anareo,+ dia tsy tokony hisy hampahamenatra ahy. 9 Tsy tiako mantsy raha hoatran’ny hoe mampihorohoro anareo aho amin’ny taratasiko. 10 Fa misy milaza hoe: “Mavesa-danja sady mafonja ny taratasy soratany, fa olona tsy dia manao ahoana kosa izy rehefa manatrika eo ary tsy misy dikany ny teniny.” 11 Tsara ho fantatr’izany olona izany fa izay voalazanay ao amin’ny taratasinay rehefa tsy eo izahay, no hataonay koa rehefa eo izahay.+ 12 Fa tsy mba sahinay ny hampitovy na hampitaha ny tenanay amin’ny olona midera tena.+ Tsy misaina mantsy izy ireny satria izay heveriny fa mety ihany no itsarany ny tenany, ary izy samy izy ihany no mifampitaha.+

13 Tsy hirehareha any ivelan’ny faritra nanendrena anay anefa izahay, fa ao anatin’ny faritry ny faritany nomen’Andriamanitra anay* ihany, izay nataony tonga hatrany aminareo.+ 14 Tsy mila mandeha any ivelan’ny faritany nanendrena anay izahay, raha ny marina. Raha izany mantsy, dia hoatran’ny hoe tsy anisan’ny faritaninay ianareo. Izahay anefa no voalohany tonga hatrany aminareo mba hitory ny vaovao tsara momba an’i Kristy.+ 15 Tsy mirehareha any ivelan’ny faritra nanendrena anay izahay, izany hoe tsy mirehareha amin’ny asa mafy nataon’ny hafa. Manantena kosa izahay fa arakaraka ny itomboan’ny finoanareo, dia hitombo ny asa ataonay ao amin’ny faritaninay. Amin’izay dia ho afaka hanao bebe kokoa izahay, 16 ka hitory ny vaovao tsara any amin’ny tany hafa ankoatra ny anareo, mba tsy hireharehanay ny amin’izay efa nataon’ny hafa tany amin’ny faritaniny. 17 “Izay mirehareha kosa, dia i Jehovah* no tokony hataony rehareha.”+ 18 Tsy izay midera tena mantsy no ankasitrahana,+ fa izay derain’i Jehovah.*+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara