FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Korintianina 6
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

1 Korintianina: Topy Maso

      • Kristianina mifampitory eny amin’ny fitsarana (1-8)

      • Ireo tsy handova ny Fanjakan’Andriamanitra (9-11)

      • Ampiasao hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ny vatanareo (12-20)

        • “Andosiro ny fijangajangana!” (18)

1 Korintianina 6:1

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Mt 18:15-17

1 Korintianina 6:2

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ap 2:26, 27; 20:4

1 Korintianina 6:3

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ro 16:20

1 Korintianina 6:4

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Mt 18:17

1 Korintianina 6:7

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Mt 5:39, 40

1 Korintianina 6:9

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “Aza mamita-tena.”

  • *

    Jereo F.T. “Fijangajangana.”

  • *

    Na: “lehilahy manao firaisana amin’ny lehilahy.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ef 5:5; Ap 22:15
  • +Ap 21:8
  • +Kl 3:5
  • +He 13:4
  • +Ro 1:27
  • +1Ti 1:9, 10

1 Korintianina 6:10

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “mpaniratsira.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Ko 5:11
  • +De 21:20, 21; Oh 23:20; 1Pe 4:3
  • +He 12:14

1 Korintianina 6:11

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 22:16; He 10:22
  • +Ef 5:25, 26; 2Te 2:13
  • +Ro 5:18

1 Korintianina 6:12

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “hanana fahefana amiko; hanandevo ahy.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Ko 10:23

1 Korintianina 6:13

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Grika: pôrneia. Jereo F.T.

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ro 14:17
  • +1Te 4:3

1 Korintianina 6:14

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 2:24
  • +2Ko 4:14
  • +Ro 8:11; Ef 1:19, 20

1 Korintianina 6:15

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ro 12:4, 5; 1Ko 12:18, 27; Ef 4:15; 5:29, 30

1 Korintianina 6:16

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ge 2:24; Mt 19:4, 5

1 Korintianina 6:17

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Jn 17:20, 21

1 Korintianina 6:18

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Grika: pôrneia. Jereo F.T.

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ge 39:10-12; 1Te 4:3
  • +Ro 1:24, 27

1 Korintianina 6:19

Fanondroana Andininy Hafa

  • +2Ko 6:16
  • +1Ko 3:16
  • +Ro 14:8

1 Korintianina 6:20

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Ko 7:23; He 9:12; 1Pe 1:18, 19
  • +Mt 5:16
  • +Ro 12:1

Ankapobeny

1 Kor. 6:1Mt 18:15-17
1 Kor. 6:2Ap 2:26, 27; 20:4
1 Kor. 6:3Ro 16:20
1 Kor. 6:4Mt 18:17
1 Kor. 6:7Mt 5:39, 40
1 Kor. 6:9Ef 5:5; Ap 22:15
1 Kor. 6:9Ap 21:8
1 Kor. 6:9Kl 3:5
1 Kor. 6:9He 13:4
1 Kor. 6:9Ro 1:27
1 Kor. 6:91Ti 1:9, 10
1 Kor. 6:101Ko 5:11
1 Kor. 6:10De 21:20, 21; Oh 23:20; 1Pe 4:3
1 Kor. 6:10He 12:14
1 Kor. 6:11As 22:16; He 10:22
1 Kor. 6:11Ef 5:25, 26; 2Te 2:13
1 Kor. 6:11Ro 5:18
1 Kor. 6:121Ko 10:23
1 Kor. 6:13Ro 14:17
1 Kor. 6:131Te 4:3
1 Kor. 6:14As 2:24
1 Kor. 6:142Ko 4:14
1 Kor. 6:14Ro 8:11; Ef 1:19, 20
1 Kor. 6:15Ro 12:4, 5; 1Ko 12:18, 27; Ef 4:15; 5:29, 30
1 Kor. 6:16Ge 2:24; Mt 19:4, 5
1 Kor. 6:17Jn 17:20, 21
1 Kor. 6:18Ge 39:10-12; 1Te 4:3
1 Kor. 6:18Ro 1:24, 27
1 Kor. 6:192Ko 6:16
1 Kor. 6:191Ko 3:16
1 Kor. 6:19Ro 14:8
1 Kor. 6:201Ko 7:23; He 9:12; 1Pe 1:18, 19
1 Kor. 6:20Mt 5:16
1 Kor. 6:20Ro 12:1
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 1
  • 2
  • 3
  • 4
  • 5
  • 6
  • 7
  • 8
  • 9
  • 10
  • 11
  • 12
  • 13
  • 14
  • 15
  • 16
  • 17
  • 18
  • 19
  • 20
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
1 Korintianina 6:1-20

Korintianina Voalohany

6 Raha misy aminareo tsy mifanaraka,+ dia ho sahin’ilay iray ve ny hitory an’ilay iray any amin’ny fitsarana, eo anatrehan’ny olona tsy marina, fa tsy eo anatrehan’ny olona masina? 2 Sa tsy fantatrareo fa hitsara an’izao tontolo izao ny olona masina?+ Koa raha izao tontolo izao aza hotsarainareo, tsy ho hainareo koa ve ny hitsara raharaha tena madinika? 3 Tsy fantatrareo angaha fa hitsara anjely+ isika? Koa nahoana isika no tsy hitsara raharaha momba an’izao fiainana izao? 4 Koa raha misy raharaha momba an’izao fiainana izao tokony hotsaraina,+ dia lehilahy ataon’ny fiangonana tsinontsinona ve no fidinareo ho mpitsara? 5 Ny hampahamenatra anareo no ilazako an’izany. Tsy misy lehilahy hendry ve eo aminareo, na iray aza, afaka mitsara ny adin’ireo rahalahiny? 6 Mifampitory any amin’ny fitsarana anefa ireo rahalahy, sady amin’izay indray eo anatrehan’ny tsy mpino!

7 Raha ny marina, dia efa resy sahady ianareo rehefa mifampitory. Tsy aleo ve manaiky hiharan’ny tsy rariny?+ Tsy aleo ve manaiky hambakaina? 8 Ianareo indray anefa no manao ny tsy rariny sy manambaka, sady amin’izay indray ny rahalahinareo ihany no anaovanareo an’izany!

9 Sa tsy fantatrareo fa tsy handova ny Fanjakan’Andriamanitra ny olona tsy marina?+ Aza manaiky ho voafitaka* ianareo. Fa ny mpijangajanga,*+ ny mpanompo sampy,+ ny mpanitsakitsa-bady,+ ny lehilahy manaiky hanaovan’ny lehilahy firaisana,+ ny lehilahy miray amin’ny lehilahy,*+ 10 ny mpangalatra, ny olona manana faniriana tsy mety afa-po,+ ny mamo lava,+ ny mpanevateva,* ary ny mpanao an-keriny, dia tsy handova ny Fanjakan’Andriamanitra.+ 11 Efa hoatr’izany ihany ny sasany taminareo taloha, nefa efa voasasa madio tsara+ ianareo, efa nohamasinina,+ ary efa nambara hoe olo-marina+ tamin’ny anaran’i Jesosy Kristy Tompo sy tamin’ny fanahin’ny Andriamanitsika.

12 Azoko atao ny zava-drehetra, nefa tsy ny zava-drehetra no mahasoa.+ Azoko atao ny zava-drehetra, nefa tsy havelako hisy na inona na inona hifehy ahy.* 13 Ny sakafo dia natao ho an’ny kibo, ary ny kibo ho an’ny sakafo, nefa samy hofoanan’Andriamanitra izy roa ireo.+ Ary ny vatana dia tsy natao ho an’ny fijangajangana,* fa ho an’ny Tompo,+ ary ny Tompo ho an’ny vatana. 14 Efa natsangan’Andriamanitra anefa ny Tompo+ ary hanangana antsika amin’ny maty koa izy,+ amin’ny alalan’ny heriny.+

15 Tsy fantatrareo angaha fa rantsambatan’i Kristy ny vatanareo?+ Koa ny rantsambatan’i Kristy ve no halaiko dia hakambako amin’ny mpivaro-tena? Sanatria izany! 16 Tsy fantatrareo angaha fa izay miray amin’ny mpivaro-tena dia vatana iray aminy? Niteny mantsy Andriamanitra hoe: “Ho nofo iray ihany izy roa.”+ 17 Fa izay tafaray amin’ny Tompo kosa dia iray saina aminy.+ 18 Andosiro ny fijangajangana!*+ Izay fahotana hafa rehetra ataon’ny olona dia eny ivelan’ny vatany, fa ny mpijangajanga kosa manota amin’ny vatany ihany.+ 19 Tsy fantatrareo angaha fa ny vatanareo no tempolin’ilay+ fanahy masina ao anatinareo sy azonareo avy amin’Andriamanitra?+ Ary tsy anareo intsony koa ny tenanareo,+ 20 fa efa voavidy ianareo.+ Koa ampiasao hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra+ ny vatanareo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara