Nisaona an’i Absaloma i Davida (1-4)
Nanarin’i Joaba i Davida (5-8a)
Nody tany Jerosalema i Davida (8b-15)
Nangata-pamelana i Simey (16-23)
Voaporofo hoe tsy nanan-tsiny i Mefiboseta (24-30)
Nomena voninahitra i Barzilay (31-40)
Nifamaly ny fokon’i Joda sy Israely (41-43)