FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Ezra: Topy Maso

EZRA

TOPY MASO

  • 1

    • Didin’i Kyrosy Mpanjaka hoe haorina indray ny tempoly (1-4)

    • Niomankomana hody any Jerosalema ny Jiosy natao sesitany tany Babylona (5-11)

  • 2

    • Lisitry ny Jiosy nody (1-67)

      • Ireo mpanompo tao amin’ny tempoly (43-54)

      • Taranaky ny mpanompon’i Solomona (55-57)

    • Fanatitra an-tsitrapo ho an’ny tempoly (68-70)

  • 3

    • Naorina indray ny alitara, ary natolotra ny sorona (1-6)

    • Nanomboka ny fanorenana ny tempoly (7-9)

    • Napetraka ny fototry ny tempoly (10-13)

  • 4

    • Nisy nanohitra ny olona nanorina ny tempoly (1-6)

    • Nandefa fitarainana tany amin’i Artaksersesy Mpanjaka ny fahavalo (7-16)

    • Namaly i Artaksersesy (17-22)

    • Najanona ny fanorenana ny tempoly (23, 24)

  • 5

    • Niverina nanorina ny tempoly indray ny Jiosy (1-5)

    • Taratasin’i Tatenay ho an’i Dariosy Mpanjaka (6-17)

  • 6

    • Fikarohana nataon’i Dariosy sy ny didy navoakany (1-12)

    • Vita ny tempoly ary notokanana (13-18)

    • Nankalazaina ny Paska (19-22)

  • 7

    • Tonga tany Jerosalema i Ezra (1-10)

    • Taratasin’i Artaksersesy ho an’i Ezra (11-26)

    • Nidera an’i Jehovah i Ezra (27, 28)

  • 8

    • Lisitry ny olona niverina niaraka tamin’i Ezra (1-14)

    • Niomana hanao an’ilay dia (15-30)

    • Niala tany Babylona dia tonga tany Jerosalema (31-36)

  • 9

    • Nanambady hafa firenena ny Jiosy (1-4)

    • Nivavaka sy nifona i Ezra (5-15)

  • 10

    • Fifanekena hoe horoahina ny vehivavy hafa firenena (1-14)

    • Noroahina ireo vehivavy hafa firenena (15-44)

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara