Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Nehemia: Topy Maso NEHEMIA TOPY MASO 1 Vaovao avy any Jerosalema (1-3) Vavaka nataon’i Nehemia (4-11) 2 Nalefa tany Jerosalema i Nehemia (1-10) Nodinihin’i Nehemia tsara ny mandan’ilay tanàna (11-20) 3 Naorina indray ny manda (1-32) 4 Nandroso ny asa na teo aza ny mpanohitra (1-14) Nitohy ny fanorenana; nitana fiadiana ny mpiasa (15-23) 5 Nasain’i Nehemia najanona ny fanararaotana (1-13) Tsy tia tena i Nehemia (14-19) 6 Mbola nanohitra foana ny fahavalo (1-14) Vita tao anatin’ny 52 andro ny manda (15-19) 7 Vavahadin’ny tanàna sy mpiandry vavahady (1-4) Lisitry ny Jiosy nody (5-69) Mpanompo tao amin’ny tempoly (46-56) Ny taranaky ny mpanompon’i Solomona (57-60) Fanomezana ho an’ilay asa (70-73) 8 Novakina sy nohazavaina tamin’ny vahoaka ny Lalàna (1-12) Nankalazaina ny Fetin’ny Trano Rantsankazo (13-18) 9 Niaiky ny fahotany ny vahoaka (1-38) Jehovah, Andriamanitra mamela heloka (17) 10 Nanaiky hankatò ny Lalàna ny vahoaka (1-39) “Tsy hanao tsirambina ny tranon’Andriamanitray izahay” (39) 11 Nisy olona nipetraka indray tao Jerosalema (1-36) 12 Ny mpisorona sy ny Levita (1-26) Notokanana ny manda (27-43) Notohanana ireo nanompo tao amin’ny tempoly (44-47) 13 Ny fanovana hafa nataon’i Nehemia (1-31) Naterina ny ampahafolon’ny vokatra (10-13) Tsy tokony hozimbazimbaina ny Sabata (15-22) Meloka izay nanambady vehivavy hafa firenena (23-28)