FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Fitomaniana: Topy Maso

FITOMANIANA

TOPY MASO

  • 1

    • Toy ny vehivavy maty vady i Jerosalema

      • Mipetraka irery izy sady nilaozana (1)

      • Nanao fahotana lehibe i Ziona (8, 9)

      • Nolavin’i Jehovah i Ziona (12-15)

      • Tsy misy hampionona an’i Ziona (17)

  • 2

    • Tezitra amin’i Jerosalema i Jehovah

      • Tsy namindrana fo (2)

      • Toy ny fahavalony i Jehovah (5)

      • Fitomaniana an’i Ziona (11-13)

      • Esoin’ny mpandalo ilay tanàna tsara tarehy taloha (15)

      • Faly ny fahavalo fa rava i Ziona (17)

  • 3

    • Milaza an’izay tsapany sy izay antenainy i Jeremia

      • “Vonona hiandry aho” (21)

      • Vaovao isa-maraina ny famindram-pon’i Jehovah (22, 23)

      • Tsara i Jehovah amin’izay manantena azy (25)

      • Tsara ho an’ny tanora ny mizaka ny mafy (27)

      • Nataon’i Jehovah sakana tsy ahafahana manatona azy ny rahona (43, 44)

  • 4

    • Mahatsiravina ny vokatry ny fahirano nanjo an’i Jerosalema

      • Tsy ampy ny sakafo (4, 5, 9)

      • Nahandro ny zanany naterany ny vehivavy (10)

      • Nanampatra ny hatezerany i Jehovah (11)

  • 5

    • Vavaka nataon’ny vahoaka mba haverina hoatran’ny taloha indray

      • “Tsarovy izay nanjo anay” (1)

      • ‘Idiran-doza izahay; nanota izahay’ (16)

      • ‘Ampodio izahay, Jehovah ô’ (21)

      • “Ataovy hoatran’ny taloha indray ny andronay” (21)

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara