Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Joela: Topy Maso JOELA TOPY MASO 1 Andiam-balala mandravarava (1-14) “Efa akaiky ny andron’i Jehovah” (15-20) Miantso an’i Jehovah ilay mpaminany (19, 20) 2 Ny andron’i Jehovah sy ny tafiny lehibe (1-11) Miverena amin’i Jehovah (12-17) “Ny fonareo rovitina” (13) Hangoraka ny vahoakany i Jehovah (18-32) ‘Handatsaka ny fanahiko aho’ (28) Fahagagana eny amin’ny lanitra sy eny ambonin’ny tany (30) Izay rehetra miantso ny anaran’i Jehovah no hovonjena (32) 3 Hitsara ny firenena rehetra i Jehovah (1-17) Lohasahan’i Josafata (2, 12) Lohasahan’ny didim-pitsarana (14) Jehovah, ilay fiarovana mafy ho an’ny Israely (16) Hitahy ny vahoakany i Jehovah (18-21)