Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Kolosianina: Topy Maso KOLOSIANINA TOPY MASO 1 Fiarahabana (1, 2) Fisaorana noho ny finoan’ny Kolosianina (3-8) Nangataka i Paoly mba handroso ara-panahy izy ireo (9-12) Ny anjara asan’i Kristy (13-23) Niasa mafy i Paoly mba hahasoa ny fiangonana (24-29) 2 Kristy, ilay zava-miafina masin’Andriamanitra (1-5) Mitandrema amin’ny mpamitaka (6-15) Ny tena izy dia i Kristy (16-23) 3 Ny toetra taloha sy ny toetra vaovao (1-17) Vonoy ny fanirian-dratsy (5) Toy ny tady tonga lafatra mampifamatotra antsika ny fitiavana (14) Torohevitra ho an’ny fianakaviana (18-25) 4 Torohevitra ho an’ny tompo (1) “Mahareta amin’ny vavaka” (2-4) Manehoa fahendrena rehefa mifandray amin’ny olona eny ivelany (5, 6) Firarian-tsoa (7-18)