Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Tesalonianina: Topy Maso 1 TESALONIANINA TOPY MASO 1 Fiarahabana (1) Fisaorana noho ny finoan’ny Tesalonianina (2-10) 2 Ny fanompoan’i Paoly tany Tesalonika (1-12) Neken’ny Tesalonianina hoe tenin’Andriamanitra no notorina taminy (13-16) Tena te hahita ny Tesalonianina i Paoly (17-20) 3 Tsy zakan’i Paoly ilay tsy naheno vaovao tany Atena (1-5) Nilaza vaovao mampahery i Timoty (6-10) Vavaka ho an’ny Tesalonianina (11-13) 4 Fadio ny fijangajangana (1-8) Vao mainka tokony hifankatia ianareo (9-12) ‘Aza midikiditra amin’ny fiainan’olona’ (11) Izay maty ao amin’i Kristy no hitsangana voalohany (13-18) 5 Ho avy ny andron’i Jehovah (1-5) “Fandriampahalemana sy filaminana!” (3) Andao hiambina foana sady hisaina tsara foana (6-11) Fandrisihana (12-24) Firarian-tsoa (25-28)