Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Timoty: Topy Maso 1 TIMOTY TOPY MASO 1 Fiarahabana (1, 2) Fampitandremana amin’ny mpampianatra sandoka (3-11) Nanehoana hatsaram-panahy miavaka i Paoly (12-16) Mpanjakan’ny mandrakizay (17) “Manohy ny ady tsara” (18-20) 2 Vavaka ho an’ny karazan’olona rehetra (1-7) Iray ny Andriamanitra, iray ny mpanelanelana (5) Vidim-panavotana mifandanja ho an’ny olona rehetra (6) Toromarika ho an’ny lehilahy sy ny vehivavy (8-15) Manaova akanjo maotina (9, 10) 3 Fepetra takina amin’ny mpiandraikitra (1-7) Fepetra takina amin’ny mpikarakara fiangonana (8-13) Zava-miafina masina momba ny fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra (14-16) 4 Fampitandremana momba ny fampianaran’ny demonia (1-5) Raha te ho mpanompo tsaran’i Kristy (6-10) Tsy mitovy ny soa azo amin’ny fampiasana vatana sy ny fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra (8) Tandremo tsara izay ampianarinao (11-16) 5 Ny fomba itondrana ny tanora sy ny zokiolona (1, 2) Fanampiana ny mpitondratena (3-16) Manome izay ilain’ny ankohonana (8) Hajao ny anti-panahy miasa mafy (17-25) “Divay kely, noho ny vavoninao” (23) 6 Tokony hanaja ny tompony ny mpanompo (1, 2) Mpampianatra sandoka sy fitiavam-bola (3-10) Toromarika ho an’ny lehilahin’Andriamanitra (11-16) Hanan-karena amin’ny asa tsara (17-19) Arovy izay nankinina taminao (20, 21)