HEBREO
TOPY MASO
-
Tsy mahavita manala ny ota ny sorona biby (1-4)
Aloka fotsiny ny Lalàna (1)
Nanao sorona indray mandeha fotsiny i Kristy (5-18)
Lalana vaovao nosokafana (19-25)
Aza mahafoy ny fiarahantsika mivory (24, 25)
Mitandrema sao manao fanahy iniana manota (26-31)
Tokony ho sahy hiteny sy hanam-pinoana raha te hiaritra (32-39)