Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jakoba: Topy Maso JAKOBA TOPY MASO 1 Fiarahabana (1) Sambatra izay olona miaritra foana (2-15) Finoana vita sedra (3) Aoka izy hangataka amim-pinoana foana (5-8) Ny faniriana dia miteraka ota sy fahafatesana (14, 15) Avy any ambony ny fanomezana tsara rehetra (16-18) Mpihaino sady mpankatò ny teny (19-25) Olona mijery fitaratra (23, 24) Fivavahana madio sady tsy misy loto (26, 27) 2 Manota izay manavakavaka (1-13) Fitiavana, ilay lalàn’ny mpanjaka (8) Maty ny finoana raha tsy aseho amin’ny atao (14-26) Ny demonia koa mino ka mangovitra (19) Naman’i Jehovah i Abrahama (23) 3 Mila folahina ny lela (1-12) Tsy tokony ho be dia be no ho lasa mpampianatra (1) Ny fahendrena avy any ambony (13-18) 4 Aza minamana amin’izao tontolo izao (1-12) Tohero ny Devoly (7) Manatòna an’Andriamanitra (8) Aza mirehareha (13-17) “Raha sitrapon’i Jehovah” (15) 5 Fampitandremana ho an’ny mpanankarena (1-6) Hotahin’i Jehovah izay miaritra sy manam-paharetana (7-11) Rehefa “Eny” dia eny (12) Misy vokany ny vavaka atao amim-pinoana (13-18) Mampiverina mpanota hiala amin’ny fahadisoany (19, 20)