Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Petera: Topy Maso 2 PETERA TOPY MASO 1 Fiarahabana (1) Ataovy izay hahazoana antoka hoe voantso ianareo (2-15) Toetra fanampiny ilaina ankoatra ny finoana (5-9) Lasa azo antoka kokoa ny teny faminaniana (16-21) 2 Hisy mpampianatra sandoka (1-3) Tsy maintsy homelohina ny mpampianatra sandoka (4-10a) Anjely natsipy tany amin’ny Tartara (4) Safodrano; Sodoma sy Gomora (5-7) Ny mampiavaka ny mpampianatra sandoka (10b-22) 3 Tsy miraharaha an’ilay fandringanana ho avy ny mpaneso (1-7) Tsy mba ela i Jehovah (8-10) Diniho hoe olona tokony hanao ahoana ianareo (11-16) Lanitra vaovao sy tany vaovao (13) Mitandrema sao ho voataona ka ho lavo (17, 18)