Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Jaona: Topy Maso 1 JAONA TOPY MASO 1 Tenin’ny fiainana (1-4) Mandeha ao amin’ny mazava (5-7) Mila miaiky fahotana (8-10) 2 Jesosy, ilay sorona fampihavanana (1, 2) Mankatò ny didin’Andriamanitra (3-11) Didy efa ela sy didy vaovao (7, 8) Ny antony nanoratan’i Jaona (12-14) Aza tia an’izao tontolo izao (15-17) Fampitandremana momba ny antikristy (18-29) 3 Zanak’Andriamanitra isika (1-3) Ny zanak’Andriamanitra sy ny zanaky ny Devoly (4-12) Handrava ny asan’ny Devoly i Jesosy (8) Mifankatiava (13-18) Lehibe noho ny fontsika Andriamanitra (19-24) 4 Fantaro raha avy amin’Andriamanitra ny fanambarana lazain’ny fanahy (1-6) Ny hoe mahalala sy tia an’Andriamanitra (7-21) “Andriamanitra dia fitiavana” (8, 16) Tsy misy tahotra ny fitiavana (18) 5 Mandresy an’izao tontolo izao izay mino an’i Jesosy (1-12) Ny atao hoe tia an’Andriamanitra (3) Toky ananantsika rehefa mivavaka (13-17) Mitandrema eto amin’izao tontolo izao (18-21) Izao tontolo izao manontolo dia eo ambany fahefan’ilay ratsy (19)