B15
Ny Kalandrie Hebreo
NISANA (ABIBA) Martsa—Aprily  | 
14: Paska 15-21: Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay 16: Fanatitra voaloham-bokatra  | 
Avy ny orana, miempo ny lanezy, tondraka ny Reniranon’i Jordana  | 
Orza  | 
IARA (ZIVA) Aprily—Mey  | 
14: Paska ho an’izay tsy afaka tamin’ilay tena Paska  | 
Manomboka ny main-tany, manga ny lanitra  | 
Varimbazaha  | 
SIVÀNA Mey—Jona  | 
6: Fetin’ireo Herinandro (Pentekosta)  | 
Vanin-taona mafana, tsy misy rahona  | 
Varimbazaha, aviavy vokatra voalohany  | 
TAMOZA Jona—Jolay  | 
Mihamafana, be ando  | 
Voaloboka vokatra voalohany  | 
|
ABA Jolay—Aogositra  | 
Faran’izay mafana  | 
Voankazon’ny vanin-taona mafana  | 
|
ELOLA Aogositra—Septambra  | 
Mbola mafana  | 
Antrendry, voaloboka, aviavy  | 
|
TISRY (ETANIMA) Septambra—Oktobra  | 
1: Fitsofana trompetra 10: Andro Fandrakofam-pahotana 15-21: Fetin’ny Trano Rantsankazo 22: Fivoriambe makotrokotroka  | 
Mifarana ny vanin-taona mafana, manomboka ny orana  | 
Asaina ny tany  | 
HESVANA (BOLA) Oktobra—Novambra  | 
Manerika ny andro  | 
Oliva  | 
|
KISLEO Novambra—Desambra  | 
25: Fetin’ny Fitokanana  | 
Lasa manorana, lanezy manify, misy lanezy ny tendrombohitra  | 
Mijanona ao am-pahitra ny biby fa ririnina  | 
TEBETA Desambra—Janoary  | 
Mamirifiry, manorana, misy lanezy ny tendrombohitra  | 
Mitsiry ny zavamaniry  | 
|
SEBATA Janoary—Febroary  | 
Mihena ny hatsiaka, mbola manorana  | 
Mamelana ny amandie  | 
|
ADARA Febroary—Martsa  | 
14, 15: Porima  | 
Matetika misy kotroka sy havandra  | 
Rongony  | 
VEADARA Martsa  | 
Volana faha-13; impito asiana an’io volana io ao anatin’ny 19 taona  |