1
Niala tany amin’ny Tendrombohitra Horeba ny Israely (1-8)
Nanendry lehibe sy mpitsara (9-18)
Tsy nankatò tao Kadesi-barnea (19-46)
2
3
Resy i Oga mpanjakan’i Basana (1-7)
Fizarana ny tany teny atsinanan’i Jordana (8-20)
Notenenina i Josoa hoe aza matahotra (21, 22)
Tsy hiditra ao amin’ilay tany i Mosesy (23-29)
4
Nasaina nankatò ny vahoaka (1-14)
Mitaky ny hanompoana azy irery ihany i Jehovah (15-31)
Tsy misy Andriamanitra ankoatra an’i Jehovah (32-40)
Tanàna fialokalofana tany atsinanan’i Jordana (41-43)
Teny fampidirana ny Lalàna (44-49)
5
Fifanekena nataon’i Jehovah tany Horeba (1-5)
Notanisaina indray ny Didy Folo (6-22)
Natahotra ny vahoaka teo amin’ny Tendrombohitra Sinay (23-33)
6
Tiavo amin’ny fonao manontolo i Jehovah (1-9)
“Henoy izao, ry Israely ô” (4)
Tokony hampianatra ny zanany ny ray aman-dreny (6, 7)
Aza hadinoina i Jehovah (10-15)
Aza mitsapa toetra an’i Jehovah (16-19)
Lazao amin’ny taranaka manaraka (20-25)
7
Firenena fito tsy maintsy haringana (1-6)
Ny antony nifidianana ny Israely (7-11)
Hahazo fitahiana raha mankatò (12-26)
8
9
10
11
Nahita ny asa lehibe nataon’i Jehovah ianareo (1-7)
Ilay Tany Nampanantenaina (8-12)
Fitahiana rehefa mankatò (13-17)
Ataovy milentika tsara ao am-po ny tenin’i Jehovah (18-25)
“Fitahiana sa ozona” (26-32)
12
Manompoa an’i Jehovah any amin’ny toerana fidiny (1-14)
Mahazo mihinan-kena fa tsy mahazo mihinan-dra (15-28)
Tandremo sao voafandrika hanompo andriamani-kafa (29-32)
13
14
Ny tsy tokony hatao rehefa misy maty (1, 2)
Biby madio sy maloto (3-21)
Ho an’i Jehovah ny ampahafolon’ny vokatra (22-29)
15
Afoy ny trosa isaky ny fito taona (1-6)
Ampio ny mahantra (7-11)
Afahana ny mpanompo isaky ny fito taona (12-18)
Hamasinina izay voalohan-teraka amin’ny biby fiompy (19-23)
16
Paska; Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay (1-8)
Fetin’ireo Herinandro (9-12)
Fetin’ny Trano Rantsankazo (13-17)
Fanendrena mpitsara (18-20)
Aza manao tsato-kazo sy tsangambato masina (21, 22)
17
Tsy tokony hisy kilema ny sorona (1)
Ny tokony hatao amin’ny mpivadi-pinoana (2-7)
Rehefa misy raharaham-pitsarana sarotra (8-13)
Toromarika ho an’ny mpanjaka (14-20)
18
Anjaran’ny mpisorona sy ny Levita (1-8)
Tsy mahazo manao sikidy (9-14)
Mpaminany hoatran’i Mosesy (15-19)
Famantarana ny mpaminany sandoka (20-22)
19
Izay meloka ho nandatsa-dra; tanàna fialokalofana (1-13)
Tsy azo akisaka ny marika mamaritra ny tany (14)
Vavolombelona eny amin’ny fitsarana (15-21)
20
21
Raha misy maty nefa tsy fantatra izay namono azy (1-9)
Manambady vehivavy babo (10-14)
Zon’ny lahimatoa (15-17)
Zanaka mafy loha (18-21)
Voaozona izay mihantona eo amin’ny tsato-kazo (22, 23)
22
Aza odiana tsy hita ny bibin’ny rahalahinao (1-4)
Tsy mahazo manao akanjon-dehilahy ny vehivavy (5)
Tokony ho tsara fanahy amin’ny biby (6, 7)
Asio arofanina ny tampon-trano (8)
Zavatra tsy azo ampiarahina (9-11)
Asio vona ny lamba fitafy (12)
Lalàna momba ny firaisana tsy ara-dalàna (13-30)
23
Ny olona tsy mahazo miditra ho anisan’ny fiangonan’i Jehovah (1-8)
Tokony hadio foana ny toby (9-14)
Mpanompo mandositra (15, 16)
Tsy mahazo mivaro-tena (17, 18)
Aza maka tombony; voady (19-23)
Izay azo alaina eny amin’ny sahan’olona (24, 25)
24
Fanambadiana sy fisaraham-panambadiana (1-5)
Fanajana ny aina (6-9)
Fiahiana ny mahantra (10-18)
Rehefa mijinja vokatra (19-22)
25
Kapoka tsy mihoatra ny 40 (1-3)
Aza asiana fehivava ny omby miasa (4)
Lehilahy manambady ny vady navelan’ny rahalahiny (5-10)
Zavatra tsy azo atao amin’ny lehilahy miady (11, 12)
Vatomizana sy famarana marina (13-16)
Aringano ny Amalekita (17-19)
26
Omeo ny voaloham-bokatra (1-11)
Ny ampahafolon’ny vokatra (12-15)
Ho fananan’i Jehovah manokana ny Israely (16-19)
27
28
29
30
Rehefa miverina amin’i Jehovah (1-10)
Tsy sarotra loatra ny didin’i Jehovah (11-14)
Safidy: Fiainana sa fahafatesana (15-20)
31
Efa ho faty i Mosesy (1-8)
Tokony hovakina amin’ny vahoaka ny Lalàna (9-13)
Voatendry i Josoa (14, 15)
Efa fantatra mialoha hoe hikomy ny Israely (16-30)
32
33
34