1
Nandositra an’i Jehovah i Jona (1-3)
Nandefa tafio-drivotra narahin’oram-baratra i Jehovah (4-6)
I Jona no nahatonga an’ilay loza (7-13)
Natsipy tany anaty ranomasina i Jona (14-16)
Nisy trondro ngezabe nitelina an’i Jona (17)
2
3
Nankatò an’i Jehovah i Jona dia nankany Ninive (1-4)
Nibebaka ny olona tao Ninive rehefa naheno ny hafatr’i Jona (5-9)
Tapa-kevitra Andriamanitra hoe tsy handrava an’i Ninive (10)
4