1
Fiarahabana (1-7)
Te ho any Roma i Paoly (8-15)
Ho velona ny olo-marina satria manam-pinoana (16, 17)
Tsy manana fialan-tsiny ny olona tsy matahotra an’Andriamanitra (18-32)
2
3
“Ho hita fa marina Andriamanitra” (1-8)
Andevozin’ny ota na ny Jiosy na ny Grika (9-20)
Afaka ny ho lasa olo-marina izay manam-pinoana (21-31)
4
Naneho finoana i Abrahama, ka nambara hoe olo-marina (1-12)
Nahazo an’ilay fampanantenana satria nanam-pinoana (13-25)
5
Nampihavanina tamin’Andriamanitra tamin’ny alalan’i Kristy (1-11)
Maty noho ny nataon’i Adama, fa ho velona noho ny nataon’i Kristy (12-21)
6
Hanana fiainam-baovao izay natao batisa tao amin’i Kristy (1-11)
Aza avela hanjaka amin’ny vatanareo ny ota (12-14)
Mpanompon’ny ota lasa mpanompon’Andriamanitra (15-23)
7
8
Manome fiainana sy fahafahana ny fanahy (1-11)
Ny fanahy no manaporofo fa zanak’Andriamanitra isika (12-17)
Miandry ny fanafahana ny zanak’Andriamanitra ny zavaboary (18-25)
‘Ny fanahy no miangavy ho antsika’ (26, 27)
Notendren’Andriamanitra mialoha izay nantsoiny (28-30)
Mivoaka ho mpandresy noho ny fitiavan’Andriamanitra (31-39)
9
Malahelo ny Israelita araka ny nofo i Paoly (1-5)
Ny tena taranak’i Abrahama (6-13)
Tsy azo iadian-kevitra ny safidin’Andriamanitra (14-26)
Ny sisa amin’ny zanak’Israely ihany no hovonjena (27-29)
Tafintohina ny Israely (30-33)
10
11
Tsy ny Israely rehetra no nialan’Andriamanitra (1-16)
Fanoharana momba ny hazo oliva (17-32)
Tsy misy fetrany ny fahendren’Andriamanitra (33-36)
12
Atolory ho sorona velona ny tenanareo (1, 2)
Fahaizana samihafa nefa vatana iray ihany (3-8)
Ny tokony hataon’ny Kristianina (9-21)
13
Ekeo ny manam-pahefana (1-7)
Izay tia ny namany dia manatanteraka ny Lalàna (8-10)
Aoka isika hitondra tena hoatran’ny amin’ny andro mazava (11-14)
14
Aza mifampitsaratsara (1-12)
Aza manafintohina olona (13-18)
Miezaha hampisy fihavanana (19-23)
15
Nandray tsara anareo i Kristy, dia mba raiso tsara koa ny hafa (1-13)
Paoly, mpanompo mitory amin’ny hafa firenena (14-21)
Ny dia noeritreretin’i Paoly hatao (22-33)
16
Nampahafantatra an’i Foiby i Paoly (1, 2)
Nanao mampamangy an’ireo Kristianina tany Roma (3-16)
Nampitandrina momba an’izay mampisy fisaratsarahana (17-20)
Nanao mampamangy ny mpiara-miasa tamin’i Paoly (21-24)
Efa naseho ilay zava-miafina masina (25-27)