1
Fiarahabana (1-5)
Tsy misy vaovao tsara hafa (6-9)
Avy amin’Andriamanitra ny vaovao tsara notorin’i Paoly (10-12)
Niova i Paoly; ny zavatra nataony voalohany (13-24)
2
Nihaona tamin’ny apostoly tany Jerosalema i Paoly (1-10)
Nanitsy an’i Petera (Kefasy) i Paoly (11-14)
Izay mino ihany no ambara hoe marina (15-21)
3
Ny tsy mampitovy ny mankatò Lalàna sy ny mino (1-14)
Tsy noho ny Lalàna no nahazoan’i Abrahama fampanantenana (15-18)
Inona no nilana ny Lalàna? (19-25)
Zanak’Andriamanitra satria mino (26-29)
4
Tsy mpanompo intsony fa zanaka (1-7)
Nanahiran-tsaina an’i Paoly ny Galatianina (8-20)
Hagara sy Saraha: Fifanekena roa (21-31)
5
6