Lohateny/Pejin’ny Mpampanonta
Afaka ny ho Sakaizan’Andriamanitra Ianao!
Ny famoahana ity bokikely ity dia anisan’ny asa fampianarana Baiboly maneran-tany tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo.
Midira ao amin’ny www.jw.org/mzc raha te hanao fanomezana ianao
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ny Soratra Grika Kristianina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny avy amin’ny Soratra Grika ato. Ny andinin-teny avy amin’ny Soratra Hebreo kosa dia avy amin’ny Baiboly Fandikan-teny Protestanta (1997).
Pirinty natao tamin’ny 2007 (© 2000)
Malagasy (gf-MG)
© 2000, 2007
Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania