Lohateny/Pejin’ny Mpampanonta
Mihainoa An’Andriamanitra dia Hiaina Mandrakizay Ianao
Tsy natao hamidy ity bokikely ity. Ny famoahana azy ity dia anisan’ny asa fampianarana Baiboly maneran-tany tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.
Pirinty natao tamin’ny Janoary 2016
Malagasy (ll-MG)
© 2011 WATCH TOWER BIBLE AND TRACT SOCIETY OF PENNSYLVANIA