FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • lfb fizarana 10
  • Fampidirana ny Fizarana 10

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampidirana ny Fizarana 10
  • Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Mitovitovy Aminy
  • Tsy Nety Niankohoka Izy Ireo
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Tao Anaty Lavaky ny Liona i Daniela
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
lfb fizarana 10
King Ahasuerus holds out his scepter to Queen Esther

Fampidirana ny Fizarana 10

I Jehovah no Mpanjakan’izao rehetra izao. Afaka mifehy ny zava-drehetra izy, na taloha na amin’izao na amin’ny hoavy. Novonjeny, ohatra, i Jeremia, rehefa natsipy tao anaty lavaka ka saika maty tao. Novonjeny tao anaty lafaoro mirehitra koa i Sadraka sy Mesaka ary Abednego. Novonjeny tsy hohanin’ny liona koa i Daniela. Nampiany koa i Estera ka afaka namonjy ny Jiosy rehetra. Tsy havelan’i Jehovah hisy mandrakizay ny ratsy fanahy. Faminaniana ilay sarivongana sy hazo ngezabe, ary midika hoe handringana ny ratsy fanahy tsy ho ela ny Fanjakan’i Jehovah, dia avy eo hitondra ny tany.

TADIDIO IZAO:

  • Mahery lavitra noho ny fanjakan’olombelona rehetra ny Fanjakan’i Jehovah

  • Tokony ho sahy hanao ny tsara foana isika na aiza na aiza misy antsika, hoatran’ny nataon’i Estera sy Daniela

  • Matokia an’i Jehovah foana rehefa ao anatin’ny tena sarotra, hoatran’ny nataon’i Jeremia sy Nehemia

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara