Henoy Tsara Ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto:
- Nahoana ny fitiavana no tsara kokoa noho ny fahalalana? (1 Kor. 8:1) 
- Ahoana no azontsika ampaherezana ny fiangonana, hoatran’ny nataon’ireo mpanompon’i Jehovah fahiny? (Rom. 13:8) 
- Ahoana no ampisehoantsika hoe mahafoy tena ho an’ny hafa isika rehefa manompo? (1 Tes. 2:7, 8) 
- Inona no azontsika atao raha te handray anjara amin’ny fitomboan’ny fiangonana isika? (Efes. 4:1-3, 11-16; 1 Tes. 5:11) 
- Ahoana no ampisehoantsika hoe ataontsika amim-pitiavana izay rehetra ataontsika? (1 Kor. 16:14) 
© 2019 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania