Lohateny/Pejin’ny Mpampanonta
Fandinihana ny Soratra Masina Isan’andro—2025
Andinin-teny ho an’ny taona “Omeo voninahitra i Jehovah fa mendrika an’izany ny anarany”—Salamo 96:8.
Tsy natao hamidy ity bokikely ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo.
Midira ao amin’ny donate.jw.org raha te hanao fanomezana ianao.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.
Pirinty natao tamin’ny Jona 2024
Malagasy (es25-TTM)
© 2024
WATCH TOWER BIBLE AND TRACT SOCIETY OF PENNSYLVANIA