FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w11 1/5 1
  • Olana Mitondra Fanantenana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Olana Mitondra Fanantenana
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2011
  • Mitovitovy Aminy
  • Hoavy Mahafinaritra Tsy ho Ela!
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2011
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2011
w11 1/5 1

Olana Mitondra Fanantenana

“Amin’ny andro farany, dia hisy fotoan-tsarotra tsy mora setraina.”—2 TIMOTY 3:1.

EFA nahare na nahita ny iray amin’ireto zavatra mampalahelo ireto ve ianao?

● Aretina nahafaty olona maro.

● Mosary namono olona an-jatony.

● Horohoron-tany nahafaty olona an’arivony ary nahatonga olona maro kokoa tsy hanan-kialofana.

Hiresaka zava-mitranga mampisaintsaina toy izany ireo pejy manaraka. Ho hitanao ao koa fa efa naminany ny Baiboly hoe hitranga izany mandritra ilay fotoana antsoina hoe “andro farany.”a

Tsy natao hampiaiky anao anefa ity andian-dahatsoratra ity hoe miaina eo anivon’ny tontolo iray feno olana isika. Ianao ihany aza angamba dia efa mahita an’izany. Natao hanome fanantenana anao kosa izy ity. Faminaniana enina no horesahina ato, ary hohazavaina ato fa kely sisa dia hifarana ny “andro farany” matoa tanteraka ireo faminaniana ireo. Ho hitanao ato ny hevitry ny olona tsy mino an’izany, sy ny porofo mari-pototra fa ho tsara ny hoavy.

[Fanamarihana ambany pejy]

a Manazava ny antony amelan’Andriamanitra an’ireo zava-dratsy ireo hitranga ilay lahatsoratra hoe “Nahoana Andriamanitra no Mamela ny Faharatsiana sy ny Fijaliana Hisy?”, ao amin’ny pejy 16 sy 17 amin’ity gazety ity.

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara