FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 9 4
  • 17-​23 Septambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 17-​23 Septambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 9 4

17-23 Septambra

JAONA 5-6

  • Hira 2 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Diniho ny Antony Anarahanao ny Dian’i Jesosy”: (10 min.)

    • Jn 6:10, 11: Nanao fahagagana i Jesosy mba hanomezana sakafo ho an’ny olona an’arivony (“dia nandry ilika ny olona, ary dimy arivo teo ho eo ny isan’ny lehilahy” fanazavana Jn  6:10, nwtsty)

    • Jn 6:14, 24: Niaiky ny olona hoe i Jesosy no Mesia, ka nitady azy indray izy ireo ny ampitso (“ilay mpaminany” fanazavana Jn 6:14, nwtsty)

    • Jn 6: 26, 54, 60: Tafintohina tamin’ny tenin’i Jesosy ilay vahoaka, satria fitadiavana tombontsoa fotsiny no nanarahany azy sy ny mpianany (“sakafo mety simba, ... sakafo maharitra izay mitondra fiainana mandrakizay”, “mihinana ny nofoko sy misotro ny rako” fanazavana Jn 6:27, 54, nwtsty)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Jn 6:44: Ahoana no ataon’ny Ray mba hitaomana ny olona hanatona azy? (“taomin’ny” fanazavana Jn 6:44, nwtsty)

    • Jn 6:64: Efa fantatr’i Jesosy “hatrany am-piandohana” hoe hamadika azy i Jodasy. Oviana izany? (“fantatr’i Jesosy hoe ... iza ilay hamadika azy”, “Hatrany am-piandohana” fanazavana Jn 6:64, nwtsty)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Jn 6:41-51

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Vao manomboka miresaka an’ilay hevitra azo resahina ianao dia manohitra ilay olona. Fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy.

  • Fiverenana Mitsidika Voalohany: (3 min. na latsaka) Vao manomboka miresaka an’ilay hevitra azo resahina ianao, dia miteny ilay olona hoe efa manana ny fivavahany izy.

  • Video Fiverenana Mitsidika Faharoa: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 31

  • Ahoana no Nataonao?: (5 min.) Fiaraha-midinika. Nasaina niezaka nitory tsy ara-potoana ny mpitory tamin’ny herinandro. Asao izy ireo hitantara an’izay nataony mba hanombohan-dresaka.

  • “Tsy Nisy Navelany ho Verivery Fotsiny”: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Trano Tsy Manimba Tontolo Iainana: Manome Voninahitra An’i Jehovah—Ampahany.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 35 § 28-36

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 89 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara