FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 9 6
  • 24-30 Septambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 24-30 Septambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 9 6

24-30 Septambra

JAONA 7-8

  • Hira 12 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Nanome Voninahitra ny Rainy i Jesosy”: (10 min.)

    • Jn 7:16: Rehefa nisy olona nidera an’i Jesosy noho izy nahay nampianatra, dia i Jehovah no nomeny voninahitra (cf 100 § 5-6)

    • Jn 7:28, 29: Nilaza i Jesosy hoe Andriamanitra no naniraka azy. Hita avy amin’izany fa nanaiky ny fahefan’i Jehovah izy

    • Jn 8:29: Nampifaly an’i Jehovah foana i Jesosy (w11 15/3 11 § 19)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Jn 7:8-10: Nandainga tamin’ny rahalahiny ve i Jesosy? (w07 1/2 6 § 4)

    • Jn 8:58: Nahoana ilay teny grika tany am-boalohany no nadika hoe “efa nisy aho”? Nahoana izany no mety tsara? (“efa nisy aho” fanazavana Jn 8:58, nwtsty)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Jn 8:31-41

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fiverenana Mitsidika Faharoa: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Asao hivory ilay olona avy eo.

  • Fiverenana Mitsidika Fahatelo: (3 min. na latsaka) Fidio izay andinin-teny tianao, ary manolora boky na bokikely fianarana Baiboly.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) lv 9-10 § 10-11

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 103

  • “Miezaha Hanetry Tena toa An’i Kristy”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ireo video.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 36

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 119 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara